Couverture de [HP] MALEDICTION FAMILIALE HOE ? ( OZONA ?)

[HP] MALEDICTION FAMILIALE HOE ? ( OZONA ?)

[HP] MALEDICTION FAMILIALE HOE ? ( OZONA ?)

Écouter gratuitement

Voir les détails

À propos de ce contenu audio

Nisesisesy be tato ho ato ny fanehoan-kevitr'ireo influenceuses sy mpikirakira facebook mahakasika ny amin'ny fisian' ny MALEDICTION FAMILIALE ( OZONA ) ; izany hoe hifandovana isaky ny taranaka mifandimby Ilay izy.

Koa dia mba hitondra ny analyse ihany koa ny pejy RJL miainga avy amin'ny rélfexion scientifique sy théologique.

Ny position tananay mantsy dia misy fototra sy loharanony LOJIKA avokoa izay mety hiseho eo amin'ny fiainan'ny olona iray fa tsy voahangy latsaka na tora bato avy any andanitra akory ( zavatra mystique ) . Ny hialana amin'ny fatalité sy déterminisme izay indrindra no anjara birikinay eto.

Les membres Amazon Prime bénéficient automatiquement de 2 livres audio offerts chez Audible.

Vous êtes membre Amazon Prime ?

Bénéficiez automatiquement de 2 livres audio offerts.
Bonne écoute !
    Aucun commentaire pour le moment